Grand Est
48°35′00″N 07°44′45″E / 48.58333°N 7.74583°E
Grand Est
| |||
| Velarantany | 57,433 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 5,555,778. | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | Grand Est | ||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

Grand Est (midika hoe Atsinanana Lehibe) dia faritra frantsay niforona tamin'ny 1 Janoary 2016, avy amin'ireo faritra taloha Alsace, Lorraine, ary Champagne-Ardenne.
Mirefy 57.433 kilometatra toradroa ny velaran'ny Grand Est, ary izy no faritra fahefatra lehibe indrindra (ankoatra ireo faritra any ampitan-dranomasina) ary manana mponina 5.555.778.
Mizara ho departemanta folo ny faritra Grand Est: Ardennes (8), Aube (10), Bas-Rhin (67), Haute-Marne (52), Haut-Rhin (68), Marne (51), Meurthe-et-Moselle (54), Meuse (55), Moselle (57), ary Vosges (88).