49°07′N 06°11′E / 49.117°N 6.183°E / 49.117; 6.183

Metz
Velarantany41,94 km2
Haavo
Isan'ny mponina120,874
Ben'ny tanàna
Firenena Frantsa
Fanjakana
Faritany
FaritraGrand Est
Tanàna mifanolo-bodirindrinaMetz
Metz

Metz dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Moselle, ao  Frantsa. I no renivohitry ny departemantan'i Moselle, izay tafiditra ao amin'ny faritr'i Grand Est nanomboka tamin'ny taona 2016.

Metz dia misy mponina 120.874 ary ao amin'ny renirano Mosel no misy an'i Metz, 50 kilometatra eo ho eo andrefan'i Saarbrücken), (Alemaina) ary 120 kilometatra avaratrandrefan'i Strasbourg.

Jereo koa

hanova