Robert Altman
Ankapobeny
AnaranaRobert Altman
Teraka20 Febroary 1925
Toerana-
Maty20 Novambra 2006
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEtazonia
Asa :
Fiainana manokana

Robert Altman dia talen-koronantsary, mpanoratra senariô, mpamoaka horonantsary, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 20 Febroary 1925 tao Kansas City ary maty ny 20 Novambra 2006 tao Los Angeles

Ny fiainany manokana

hanova

Ny zanany dia Robert Reed Altman.

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.