John Adams
Ankapobeny
AnaranaJohn Adams
Teraka30 Oktobra 1735
Toerana-
Maty4 Jolay 1826
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEtazonia
Asa :
Fiainana manokana

John Adams dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 30 Oktobra 1735 ary maty ny 4 Jolay 1826.

Ny fiainany manokana

hanova

Ny vadiny dia Abigail Adams. Ny zanany dia Abigail Adams Smith, John Quincy Adams, Charles Adams, Thomas Boylston Adams.


Filohan'i Etazonia

hanova
nodimbiasany Filoha faharoa an'i Etazonia mpandimby
George Washington
1789–1797
John Adams
1797- 1801
Thomas Jefferson
1801-1809

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.