Folo
Ny folo dia isa nanahary manaraka ny sivy sy eo alohan' ny iraika ambin' ny folo. Tarehimarika roa no anehoana azy: 10. Ny folo no fototry ny rafitry tafolo, izay mahazatra indrindra enti-milaza isa amin' ny fiteny sy ny soratra. Folo ny isan' ny rantsan-tanan' ny olombelona.
Kolontsaina
hanovaOhabolana malagasy
hanova- Asan' ilay kamo: indroa ambin' ny folo no milatsaka an-tsaha vao misy kely ambolena.
- Aza mahalala folo ho an-tena, nefa tsy mahalala iray ho an' olona.
- Haren-kiadiana voamena, ka no handaniana vola folo!
- Sodi-drofian-dRainilaizafy: midina, lany vola folo; miakatra, lany fatotra aman-pondrana.
- Tsy mety raha natositosika handeha, fa nony lasa natao folo hafatra.
Jereo koa
hanova- aotra/zerô - isa/iray/iraika - roa - telo - efatra - dimy - enina - fito - valo - sivy
- folo - roapolo - telopolo - efapolo - dimampolo - enimpolo - fitopolo - valopolo - sivifolo
- zato - arivo - alina - hetsy - tapitrisa - lavitrisa
- Fanisana amin' ny teny malagasy - isa - tarehimarika - mpamaritra isa
Rohy ivelany
hanova- Andriamihaja Solonavalona, "Fanisana vaovao", tenymalagasy.org
- "Manisa", motmalgache.org