Filipo Arabo
Sary:Philippus Arabicus.jpg, Aureus of Philip the Arab.png
Ankapobeny
AnaranaFilipo Arabo
Teraka204
Toerana-
Maty249
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaRoma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

I Marko Jolio Filipo na Filipo Arabo dia emperora rômana tamin' ny taona 244 hatramin' ny taona 249. Teraka tao amin' ny Faritany rômanan' i Arabia tamin' ny taona 204 izy, tao amin' ny tanàna amin' ny tendrony avaratr' i Siria, ary maty tamin' ny taona 249. Tonga teo amin' ny fitondrana izy taorian' ny fahafatesan' i Gôrdiano III, ka nifanaraka tamin' ny Empira Sasanida hampisy fandriampahalemana. Nandritra ny fanapahany dia nankalaza ny faha-1000 taonany i Rôma. Atao hoe Marcus Iulius Philippus Augustus na Philippus Arabus izy amin' ny teny latina.

I Filipo Arabo

Ny fiantsoana azy hoe "Arabo" dia avy amin' ny lahatsoratra tsy fanta-nanoratra tamin' ny taonjato faha-4, ny Epitome de Caesaribus. Avy amin' ny fianakaviana arabo siriana izy, teraka tao amin' ny distrika fahezin' ny Faritanin' i Arabia nanomboka tamin' ny fanapahan' i Septimio Severo.

Emperora romanina

hanova
nodimbiasany Emperora romanina mpandimby
Gordianus III
238-244
Filipo Arabo
244–249
Dekio
249-251

Jereo koa

hanova