Dômitiano
I Dômitiano na Dômisiano dia lehilahy mizaka ny zom-pirenen' i Italia teraka tamin' ny 24 Oktobra 51 tao Rôma ary maty tamin' ny 18 Septambra 96 tao Rôma ihany. Eperoran' i Rôma izy. Araka ny lovantsofina dia nanenjika mafy ny Kristiana izy. Atao hoe Titus Flavius Caesar Domitianus Augustus ny anarany amin' ny teny latina.
Ny fiainany manokana
hanovaI Vespasiano no rainy. Ny vadiny dia Dômitia Lôngina.
Emperora romanina
hanova| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Titosy 79-81 | Dômitiano 81-96 | Nerva 96-98 |
