Bambi
Bambi dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney, ary nivoaka tamin'ny 13 aogositra 1942. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Donnie Dunagan, Hardie Albright, John Sutherland, Paula Winslowe, Peter Behn, Tim Davis, Sam Edwards, Cammie King, Will Wright, Ann Gillis, ary i Sterling Holloway.
| Bambi | |
|---|---|
| Firenena | Etazonia |
| Fiteny | anglisy |
Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 2006, ary ny anaran'ilay tohy dia Bambi II.
