|
|
|
|

Teny iditra 1  andramana
Fototeny  2 andrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [1.78]
9 Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka
10 Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe andramana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21