mpamonjy
Malagasy
Ovay
Anarana iombonana
mpamonjy
- Amin' ny fivavahana kristiana, dia i Kristy izay nanafaka ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny fijaliana mandrakizay tamin' ny alalan' ny nahatongavany sy ny nahafatesany teto an-tany.
- Izy no mpamonjy antsika rehetra.
- Olona izay manome vonjy amin' ny loza na fahoriana.
- Kristy no mpamonjy antsika.