Ny teny filamatra dia fehezanteny fohy na fanehoana an'ohatra mamaritra ireo mpanetsika na ireo kinasan' olona iray, vondrona sosialy, fikambanana, na andrim-panjakana, misafidy azy idealy, ho fitsipi-pitondran-tena, na ho fahatsiarovana ny lasa mamirapiratra.

"Andriamanitra sy ny zoko" no teny filamatr'ireo mpanjakan'ny Fanjakana Mitambatra an'i Grande-Bretagne sy Irlandy Avaratra .

OHATRA

hanova

Ireto misy filamatra sasany :

Ny teny filamatra: Fahalalahana, Fitoviana, Firahalahiana .
Velarana telozoron'ny fiangonan'i Aups, ao Var .
Henatra ho an'izay mieritreri-dratsy: mariky ny Fikambanan'ny Fehim-ba ao amin'ny Lapan'i Windsor .
Pravda vítězí, teny filamatry ny Repoblika Tseky .

Mari-piandrianana

hanova

Amin'ny mari-piandrianana, matetika ny teny filamatra aseho amin'ny ampinga famantarana, indrindra fa atao sary horonana eo ambanin'ny ampinga, raha toa ka apetraka eo amboniny ny hiakan'ady.

Naoty sy tondro

hanova
  1. (English) http://www.treas.gov/education/fact-sheets/currency/in-god-we-trust.shtml, sur le site du département du trésor américain.

Jereo koa

hanova

Bibliôgrafia

hanova
  • Alphonse Chassant sy Henri Tausin :
    • Dictionnaire des devises historiques et héraldiques (ahitana ihany koa cris de guerre), Paris, J-B Dumoulin éditeur, 1878, 3 volumes
    • Supplément au dictionnaire des devises historiques et héraldiques, Paris, Librairie historique Émile Lechevallier, 1895, boky 2
  • Michel Orcel et Alban Pérès :
    • Dictionnaire raisonné des devises, tome I, ARCADES AMBO, Paris-Nice, 2017
    • Dictionnaire raisonné des devises, tome II, ARCADES AMBO, Paris-Nice, 2020