Saxifragales
Ny Saxifragales dia filaharan-javamaniry roa ravin-tsimoka, nampidirin' ny fanasokajiana APG (1998). Izy io dia mifandray mivantana amin' ny fototry ny Dicotyledonae tena izy na Eudicotyledoneae. Avy amin' ny teny latinina hoe saxum, midika hoe "vato", sy frangere, midika hoe "manapaka", ny teny hoe "saxifragales", satria fantatra amin' ny fahaizany miorim-paka ao amin' ny triatra amin' ny vato ireo zavamaniry ireo. Ahitana fianakaviana 14 hatramin' ny 16 ity filaharana ity.

Fanasokajiana
hanova
Ao amin' ny fanasokajiana APG IV (2016) dia tsy nampidirina ao amin' ny filaharana Saxifragales ny Cynomoriaceae. Ao amin' ny fanasokajiana APG III (2009) dia ahitana ireto fianakaviana manaraka ireto ilay filaharana:
- Altingiaceae
- Aphanopetalaceae
- Cercidiphyllaceae
- Crassulaceae
- Daphniphyllaceae
- Grossulariaceae
- Haloragaceae
- Hamamelidaceae
- Iteaceae (tafiditra ao ny fianakaviana Pterostemonaceae)
- Paeoniaceae
- Penthoraceae
- Peridiscaceae (tafiditra ao ny fianakaviana Medusandraceae)
- Saxifragaceae
- Tetracarpaeaceae
Fanasokajiana taloha
hanovaAo amin' ny fanasokajiana APG II (2003) dia ahitana ireto fianakaviana manaraka ireto ny Saxifragales:
- Altingiaceae
- Aphanopetalaceae
- Cercidiphyllaceae
- Crassulaceae
- Daphniphyllaceae
- Grossulariaceae
- Haloragaceae
- [+ Penthoraceae ]
- [+ Tetracarpaceae]
- Hamamelidaceae
- Iteaceae
- [+ Pterostemonaceae]
- Paeoniaceae
- Saxifragaceae
NB "[+" = mety ho ao na tsia].
Manaiky ny fianakaviana rehetra ny Angiosperm Phylogeny Website (22 aogositra 2006), ary eto dia ahitana ireto fianakaviana manaraka ireto ny Saxifragales:
- Altingiaceae
- Aphanopetalaceae
- Cercidiphyllaceae
- Crassulaceae
- Cynomoriaceae
- Daphniphyllaceae
- Grossulariaceae
- Haloragaceae
- Hamamelidaceae
- Iteaceae
- Paeoniaceae
- Penthoraceae
- Peridiscaceae
- Pterostemonaceae
- Saxifragaceae
- Tetracarpaceae