Tao Imerina tamin'ny taonjato faha-19, ny antsoina hoe Masombika dia ireo olona avy any Afrika nentin' ny Arabo sy ny Soahily mpivarotra andevo teto Madagasikara. Makoa no ahafantaran' ny Malagasy maro azy ireo.
| Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |