Lythraceae
Ny Lythraceae dia fianakavian-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka ao amin' ny filaharana Myrtales. Ahitana karazana 620 mitsinjara amin' ny vondro-karazana manodidina ny telopolo izy io. Hazo, hazobotry na ahitra (maniry isan-taona na maharitra mihoatra ny roa taona) ireo karazana ireo, ny sasany amin' izy ireo dia zavamaniry an-drano. Tsy hita afa-tsy amin' ny tany mafana na any amin' ny faritra mediteraneana, toy ny ampongabendanitra (Punica granatum L.), ny Lythraceae hazo na hazobotry. Tsy toy fianakaviana ao amin' ny filaharana Myrtales hafa rehetra, izay trôpikaly ny ankamaroany, ny Lythraceae dia ahitana karazana any amin' ny faritra misy ririnina mangatsiaka. Ny karazana tao amin' ny fianakaviana Sonneratiaceae sy Punicaceae ary Trapaceae dia nampidirina ao amin' ny Lythraceae ankehitriny.
Lisitry ny vondron-karazana
hanova
Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny Angiosperm Phylogeny Website (1 Jona 2010):
- Adenaria Kunth
- Ammannia L.
- Capuronia Lourteig
- Crenea Aublet
- Cuphea P.Browne
- Decodon J.F.Gmel.
- Diplusodon Pohl
- Duabanga Buch.-Ham.
- Galpinia N. E. Brown
- Ginoria Jacq.
- Haitia Urb.
- Heimia Link
- Hionanthera A.Fern. & Diniz
- Koehneria S.A.Graham, Tobe & Baas
- Lafoensia Vand.
- Lagerstroemia L.
- Lawsonia L.
- Lourtella S.A.Graham, Baas & Tobe
- Lythrum L.
- Nesaea Kunth
- Pehria Sprague
- Pemphis J. R. Forster & G. Forster
- Physocalymma Pohl
- Pleurophora D.Don
- Punica L.
- Rotala L.
- Socotria Levin
- Sonneratia L.f.
- Tetrataxis J. D. Hooker
- Trapa L.
- Woodfordia Salisb.
Vondron-karazana misy eto Madagasikara
hanovaIndreto ny vondron-karazana manana karazana maniry na volena eto Madagasikara:
- Ammannia L.
- Capuronia Lour.
- Koehneria Lebrun & Stork
- Lagerstroemia L.
- Lawsonia L.
- Nesaea Comm. ex Kunth
- Pemphis J.R.Forst. & G.Forst.
- Punica L.
- Rotala L.
- Sonneratia L.f.
- Woodfordia Salisb.