Ny klioba baolina kitra Fluminense (Fluminense Football Club), antsoina matetika hoe Fluminense, no klioba baolina kitra tranainy indrindra ao amin'ny tanàn-dehibe Breziliana ao  Rio de Janeiro.

Fluminense FC
Estádio de Laranjeiras

Fluminense dia iray amin'ireo klioba baolina kitra manan-danja indrindra ao amin'ny firenena ary efa nahazo ny tompondaka nasionaly efatra. Niorina tamin'ny 1902 izy io.


Jereo koa

hanova