52°50′N 04°19′E / 52.833°N 4.317°E / 52.833; 4.317

Den Haag
-
Velarantany98,12 km2
Haavo
Isan'ny mponina565,701
Ben'ny tanàna
Firenena Nederlandy
Fanjakana
Faritany
FaritraHolland Atsimo
Tanàna mifanolo-bodirindrinaDen Haag

Den Haag no fonenan'ny parlemanta sy governemantan'i Holandy ary ny Fanjakan'i Holandy ary renivohitry ny faritanin'i Zuid-Holland.

Io tanàna io no fonenan'ny fianakavian'ny mpanjaka nanomboka tamin'ny 1831, fa ny renivohitra de jure any Holandy dia Amsterdam.

Ny tanànan'i Den Haag no tanàna fahatelo lehibe indrindra any Holandy izay misy mponina 565.701 (hatramin'ny 1 Janoary 2024) amin'ny 98,12 kilometatra toradroa. Misy tanàna lehibe hafa koa eo amin’ny manodidina, toa an’i Rotterdam (20 km), Leiden (15 km) ary Delft (8 km).